Gospel Tract and Bible Society

Tongasoa eto Fampianarana ara-Baiboly atolotry ny Fikambanana ara-Baiboly,ara-pilazantsara sy trakta Ny tanjon’ny Fampianarana ara-Baiboly atolotry ny Fikambanana ara-Baiboly,ara-pilazantsara sy trakta dia ny hizara ho an’ny olona rehetra ny vaovao mahafaly ny famonjena avy amin’ny fahasoavana amin’ny alalan’ny finoana an’i Jesosy Kristy ary manampy amin’ny fanantontosana ny irak’i Kristy

Mifandraisa aminay

Raha manana fanontaniana mikasika ny Baiboly na maniry ny hifampizara mikasika ny lahatsoratra ianao dia fenoy azafady ny taratasy etsy ambany Afaka mangataka koa ianao ny handefasana any aminao ny trakta maimaimpoana ho vakianao manokana na ho zarainao amin’ny alalan’ny paositra


Manafara trakta