Fepetra amin’ny fampiasana

Fampiasana sy fampielezana ny vokatray

Ny tracta ara-pilazantsara dia omena anao maimpaim-poana sy malalaka . Aza misalasala ny manantota izany ary mampiasa izany rehefa mizara ny flilazantsara amin’ny fianakavianao , namanao na havanao ianao.Afaka zarainao amin’ny tambazotra fifandraisan-davitra ihany koa .Ny mba hangatahanay dia ny tsy mba hanovanao izany ary mba handefasanao ny fiantrakany ao amin’ny adiresy ny rohinay

Mampiditra ny rohy ao amin’ny pejynao

Kopieo avy eo apetaho HTML kely ao amin’ny pejynao dia tariho ny mpanaraka anao mankany amin’ny votoantony

<a href="https://mlg.gtbs.org">Tendreo eto rehefa hamaky literatiora ara-baiboly ianao</a>